msh_psa_text_udb/100/04.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 4 Milira agnatin'ireo vavahadiny amin-gny fisaora sady ao an-kianjany amy rengy. Magnomeza fisaora gnazy sady misaora gny agnarany. \v 5 Fa soa Yaveh; maharitsy tsy misy fahatamperany gny famen-kelony sady miparitaky gny amin-gny avorohotany iaby gny hatony.