msh_psa_text_udb/137/03.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 3 Tany ro nangatahan'ireo mpambabo gnanay hihira, sady reo zay naneso gnanay la nangalaky gnanay mba hifaly, nanao hoe: " Manaova hira raiky amin'ireo hiran'i Ziona ho gnanay." \v 4 Nagnino ro hahafahanay manao gny hira momban'i Yaveh atoy amin'ny tany hafa?