msh_psa_text_udb/133/02.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 2 Manahaky gny diloilo soa amin'ny loha araraky eo amin'ny volombava izay__volombavan'i Arona, sady bakeo araraky amin'ny moro-tombony gny akanjo lavany izay. \v 3 Manahaky gny andon'i Hermona zay miraraky amin'ny tendrombohitsy Ziona zay. Fa teo ro nandidian'i Yaveh gny fitahia__fiaina mandrakizay.