|
Ho gnan'ny mpipaiky hira: Salamo nataon'i Davida. \v 1 Janjigno gny feoko, Ndranagnahary; janjigno gny taraiko; arovo ami-tahotsy an-drozy fahavaloko gnaiko. \v 2 Aetaho amigny fandriky raty mietakin-drozy mpanao raty zaho, ami-tabataban-drozy mpanao heloky. |