msh_psa_text_udb/44/01.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 1 Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora. Maskila. Renay tamin'ny sofinay, Ndranagnahary o, Nisafagnin-drozy razanay taminay gny asa nataonao tamin'ny andron-drozy, tamin'ny andro taloha. \v 2 Noroahinao tamin'ny tagnanao reo firenena, fa nampipetrarinao gny vahoakanay; Nampijaly reo olo Iha, fa naelinao tany amin'ny tany gny vahoakanay.