msh_psa_text_udb/44/18.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 18 Tsy nimpoly lala gny fonay; tsy niala tamin'ny lalanao gny lianay. \v 19 Nefa nanapaky mare gnanay teo amin'ny toeran'ny amboadia Iha sady nandrakotsy gnanay tamin'ny aloky gny fahafatesa. \v 20 Laha nagnaligno gny Agnaran-Dranagnahary rahay na mamalatsy gny tagnanay tamin-Dranagnahary hafa, \v 21 moa tsy hila zay va Ndranagnahary? Fa mahay gny tsiambaratelon'ny fo Ie. \v 22 Eka tokoa. noho gny Agnaminao ro hamonoa gnanay amin'ny gny ondry ho amin'ny famonoa rahay