msh_psa_text_udb/29/01.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 1 Salamo nataon'i Davida.Magnomeza fandrengea an'i Yaveh,nareo anak'Andranagnahary! magnomeza fandrengea an'i Yaveh nohon'ny gny voninahiny ndraiky gny heriny. \v 2 Omeo an'i Yaveh gny voninahitsy zay magneva gny agnarany. Mihohofa agnamin'i Yaveh ami-gny famirapiratany gny fahamasignany.