\v 3 Akory gny fomba hanasazia nareo sady ino ro mbo ho ataony anareo, nareo zay mana lela mavandy? \v 4 Ho saziny amin'ny ana-tsipikan'ny mpialy zay norangity tamin'ny vaim-bolon'anjavily nareo.