msh_psa_text_udb/84/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira;atao amin'ny fomba Gitita. Salamo natan'ireo anaky lahin'i Kora. \v 1 Endrey gny hakanton'ny teora zay hipetrahanao, ry Yaveh tompon'ny maro! \v 2 Mariny fatratry gny kianjan'i Yaveh zaho, fa nahareraky gnahy gny faniriako zay. Gny foko vo gny momba gnahy iaby mikaiky mare an-Dranagnahary velo.