\v 8 Tavin-drano filiavako , Moaba; manera gnan'i Edoma ro hanarahako gny kapako; ihiaky am-pandresea zaho nohony i Filistina." \v 9 Ia ro handay gn'ahy ami-gny tana mahery ao? Ia ro hitariky gn'ahy magna Edoma?