msh_psa_text_udb/119/75.txt

1 line
193 B
Plaintext

\v 75 Haiko, ry Yaveh, fa to gny lalanao, sady tamin'ny fahatokia ro nampijalianao gnahy. \v 76 Ao gny fagnekena ,mahatokinao ro hampahery gnahy, araky gny nampanantenanao tamin'ny mpanomponao.