52 \v Nagnaraty gnahy gny mpirahareha, nefa tsy mba niala tamin'ny lalanao zaho. \v 52 Nieritreritsy mikasiky gny lala-tonao tamizay zaho, ry Yaveh, ka mampahery gny tegnako.