msh_psa_text_udb/119/35.txt

1 line
161 B
Plaintext

\v 35 Tariho amin'ny lalan'ny lilinao zaho, fa mamiko gny mandeha amin'izay. \v 36 Tariho agny amin'ny lilim-pagnekenao gny foko sady lavitsy gny hanagna tsy to.