\V 33 Ampianaro gny lalan'ny lilinao zaho, ry Yaveh, la ho tandremako hatramin'ny farany izay. \v 34 Omeo fahazavan-tsay zaho, la hitandry gny lalanao; izay ro ho saintsainiko amin'ny foko iaby.