\v 163 Halako sady hamavoiko gny fitaky, fa teako gny lalanao. \v 164 Impito isan'andro ro handrengeako Gnanao nohon'ny lala-tonao.