\V 153 Henteo gny fijaleako ka ampio zaho, fa tsy mba magnalino gny lalanao zaho. \v 154 Miloloa vava gnahy ka avoto zaho; tano zaho, araky zay nampanantenainao tamin'ny safanao.