\v 101 Niaro gny tomboko hiala amian'ny lalan-draty iaby zaho mba hitandremako gny safanao. \v 102 tasy nivily lalagna niala tamin'ny lalan-tonao zaho, fa Iha ro nampianatsy gnahy.