\v 42 Rozy tsy mba nisaina gny amin'ny heriny, zay nagnavotsy gnazy reo tamin'ny fahavalony \v 43 Laha nagnatanteraky reo famantarany mampihorohoro tany Egypta vo reo fahagaga tany amin'ny faritanin'i Zoana Ie.