msh_psa_text_udb/76/04.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 4 Mamirapiratsy gny fahazavanao sady magnambara gny voninahitrao Iha, laha mizotso bakagny amin'ireo tendrombohitsy, tany amin'izay namonoanao reo niharam-boinao. \v 5 Voababo gny mahery fo; ka renoky rozy. Tsy afa-nagnoatsy gny mpialy iaby.