msh_psa_text_udb/74/18.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 18 Tiarovy gny fomba nagniratsiran'ny fahavalo Gnanao, ry Yaveh, sady reo olo adala zay fa nivola raty gny agnaranao. \v 19 Ka apetraky eo amin'ny bibidia gny ain'ny voromailalanao. Ka magnaligno gny ain'ireo olonao nampahoria mandrakizay.