\v 23 Nefa zaho misondry agnaminao hatragny; mitandraky gny tagnako ankavana Iha. \v 24 Hitariky gnahy amin'ny torohevitrao Iha sady faran-drozy la handay gnahy amim-boninahitsy.