msh_psa_text_udb/45/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Gny anak'ampelan'i Tiro la ho agny misondry amin'ny fanomeza; gny manan-kanagna eo amin'ny olo la hisoloho gny fankasitrahanao. \v 13 Reo anak'ampelan'ny mpanjaka ao an-dapa la be voninahitsy iaby; gny salony la natao tamin'ny volamena.