msh_psa_text_udb/43/03.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 3 Alefaso gny hazavanao vo gny hatonao, ao regny hitariky gnahy. Ao regny handay gnahy hagnagny amin'ny havoanao masy vo agny amin'ny fipetrahanao. \v 4 La handeha eo amin'ny alitaran-dranagnahary zaho, agny amin-Dranagnahary zay fisinisiniako indrandra. Handrengy Gnanao amin'ny harpa zaho, Ndranagnahary o, Ndranagnahariko.