msh_psa_text_udb/40/01.txt

1 line
307 B
Plaintext

Ho gnan'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'i Davida. \v 1 Nandigny tamim-pahareta gnan'i Yaveh zaho; nijanjy gnahy Ie sady nahare gny taraignako. \v 2 Nanday gnahy hiakatsy bakao an-davaky mahatsiravina Ie, avy tao amin'ny fotaky mandrevo, ka nampijiro gny tomboko teo agnabo vatolampy Ie sady niaro gny liako.