1 line
277 B
Plaintext
1 line
277 B
Plaintext
Ho gnan'ny mpipaiky hira; ampiarahy amigny valiha. Salamo, tonon-kira. \v 1 Hamindra fo amintsika anie Ndranagnahary ka la hitahy antsika vo hampipiriaky gny tarehiny amintsika. Sela \v 2 Mba ho hay ambonin'ny gny tany toy gny lalanao vo ho gny famonjenao amigny firenena iaby. |