|
\v 13 Mamela gny hadisoako,Yaveh;henteo gny fampinjalian'ireo malay gnahy.Iha zay afaky misinto gnahy eo am-bavan'ny gny faty.\v 14 Ndrey,te hagnatoro gny fandrengea Gnanao iaby zaho.Eo ambaravaran'ny gnanaky ampelan'i Ziona ro hifaliako mi-gny famonjenao! |