msh_psa_text_udb/105/09.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 9 Mahatsiaro gny fagnenkena ze nataony tamin'i Abrahama voho gny fiaignany tamin'i Isaka Ie. \v 10 Izay ro nagnamasy gny fiaignany tamin'iJakoba ho lalagna voho tamin-gny Israely ho fagnenkena maharitsy la traky farany. \v 11 Hoy gnataony: " Homeako ho anjara lovanao gny tany Kanana."