msh_psa_text_udb/141/08.txt

1 line
273 B
Plaintext

8 Aminao vatany gny fijeriko,ry Yaveh,Tompo; ao Aminao ro hialofako; ka enga tsy hisy mpiaro gny fagnahiko .9 Arovy amin'ireo fitaky zay fa navelatri- drozy ho ahy zaho,amin'ireo fitaky gny mpanao raty. 1O Aoky gny raty fagnahy ho lavo amin'ny fandrikiny laha lomay zaho .