\v 7 Ry Ndranagnahary tompon'ny maro o, ampolio rahay; ampamirapirato agnaminay gny vatanao, la ho voavonjy rahay. \v 8 Iha nanday voaloboky bakagny Egypta; ka nandroaky reo firenena vo namboly izay.