msh_psa_text_udb/142/01.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 1 \v 2 1 Maskilan'i Davida,laha tagnaty zohy ie; fivavaha.1 Amin'ny gny feoko ro itaraignako famonjea amin'i Yaveh;amin'ny feoko ro isolohoako gny fisaoran' Yaveh.2 Haboako eo agnatrehany gny fitaraignako;safagniko aminy reo fijaliako.