msh_psa_text_udb/18/22.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 22 Fa teo agnoloako reo lalagny to iaby; laha gny amin'ireo liliny, la mbo tsy nivaliky tamin'ireo zaho. \v 23 Zaho avao koa la tsy nanan-tsiky teo agnatrehany, sady nitandry gny tenako tamin'ny fahota zaho. \v 24 Noho zay la namelo gnahy ndraiky Yaveh nohon'ny fahamariko, fotony nalio teo imasony gny tagnako.