1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 12 Nagnaligno reo raha-mahatreriky zay nataony teo amason'ireo razambeny, tagny amin'ny tany Egypta, tagny amin'ny tanin'i Zoana rozy. \v 13 Nagnasaraky gny ranomasy Ie sady nanday reo namakivaky izay; nataony nitsanga manahaky gny manda gny rano. \v 14 Mbia ro nitarihany an-drozy lafa andro, sady tamin'ny afo mazava lafa haly. |