\v 4 Namatotsy gnahy reo talin'ny fahafatesa, sady reo onjan'ny faharatia ro nagnendriky gnahy. \v 5 Namatotsy gnahy reo talin'i fiaignantsy hita; namandriky gnahy gny fandriky gny fahafatesa.