msh_psa_text_udb/67/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

Ho gnan'ny mpipaiky hira; ampiarahy amigny valiha. Salamo, tonon-kira. \v 1 Hamindra fo amintsika anie Ndranagnahary ka la hitahy antsika vo hampipiriaky gny tarehiny amintsika. Sela \v 2 Mba ho hay ambonin'ny gny tany toy gny lalanao vo ho gny famonjenao amigny firenena iaby.