msh_psa_text_udb/102/13.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 13 Hitsanga Iha ka hamela heloky gnan'i Ziona. Izao gny fotoa hamela gny helony; avy gny andro voatendry. \v 14 Fa mpanomponao reo la mita reo vato malany sady mahafery gnay gny vovoky gny faharavany. \v 15 Hagnaja gny agnaranao gny firenena lako, ry Yaveh, sady hanondrotsy gny voninahitrao gny mpanjakan-gny tany iaby. \v 16 Hagnamboatsy gnan'i Ziona ndraiky Yaveh ka hizela amy gny voninahitry.