msh_psa_text_udb/16/01.txt

1 line
289 B
Plaintext

Salamo nataon'i Davida.\v 1 Arovo aho, Andrianagnahary o, fa mialoky agnaminao. \v 2 Hoy gnataoko tamign'i Iaveh hoe:" Iha ro tompoko, tsy misy fahasoava anagnako mihoatsy gnanao. \v 3 Laha agnamin'ny reo olo masy an-tany eto, la magnevan-kaja rozy, gny fankasitraha iaby la ho amin-drozy.