\v 3 Reo la raha fa njanjinao vo fa nianaranay, raha zay fa nosafagnin'ireo razambenay gnanay. \v 4 Tsy hagnetaky regny amin'ny avorohota mandimby reo asa mendriky horengea nataon'i Yaveh, gny heriny, sady reo raha mahatreriky fa vitany rahay.