\v 16 Nagnampatsy gny tagnany baka agnabo Ie; nanday gnahy Ie! Nisinto gnahy bakamin'ny rano manonja Ie. \v 17 Nagnavotsy gnahy tamin'ny fahavaloko matanjaky Ie, tamin'reo zay nankahala gnahy, fotony mafy loatsy ho gnahy rozy.