msh_psa_text_udb/81/08.txt

2 lines
352 B
Plaintext

\v 8 Mijanjigna, ry vahoakako, fa hampitandry gnanareo zaho, ry Israely, laha mba nijanjy Gnahy mantsy nareo! \v 9 Tsy tokony hisy dranagnahary hafa eo aminareo; tsy mahazo manompo dragnahary hafa nareo. \v 10 Zaho ro Yaveh Ndranagnaharinareo; zay nanday gnareo niala avy tany amin'ny tany Egypta
.Sokafy midagnadagna gny vavanareo, la hameno zay Zaho.