msh_psa_text_udb/70/01.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 1 Ho gnan'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'i Davida; mba handay ho ami-fahatiarova. \v 2 Vonjeo zaho, Ndragnahary! Yaveh, Miavia malaky magnavotry gnahy. La reo ze mikinia gnaiko ho megnatry vo latsa-baraka; la hiamboho rozy ka la ho avy ami-fahalatsam-baraka, la ze faly ami-fangirifiriako. \v 3 La mila gnanao iaby la ho faly votrin-drozy, reo misafa hoe he: " Aha, aha."