msh_psa_text_udb/85/01.txt

1 line
254 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora. \v 1 Yaveh o, fa naneho sitraky tamin'ny taninao Iha; fa nampolinao tamin'ny polasiny gny fifalian'i Jakoba. \v 2 Fa navelanao gny heloky gny olonao; fa nosarognanao gny otan-drozy iaby. Sela