\v 11 Fa Yaveh Ndranagnahary ro masoandro vo ampinga ho gnanay; hanome fahasoava vo voninahitsy Yaveh; tsy hitanjaky raha soa bakamin'ireo zay mandeha amin'ny mahity ie. \v 12 Ry Yaveh tompon'ny maro o, sambatsy gny olo zay mahatoky gnanao.