msh_psa_text_udb/84/07.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 7 Lasa miha-mahery am-pandehana rozy; gny kiraidraiky amin-drozy iaby la miseho eo agnatrehan-Dranagnahary agny Ziona. \v 8 Yaveh Ndranagnahary tompon'ny maro o, manjanjigna gny fivavako; ry Ndranagnaharin'i Jakoba o, ajanjigno zay volagniko! Sela \v 9 Ndranagnahary o, ambeno gny ampingaay; maneho fiahia ho an'ny voahosotrao. \v 10 Fa gny andro raiky ao an-kianjanao la bevata mihoatsy gny arivo agny an-kafa. Aleoko mandigny gny varavaran'ny tragnon-Dranagnahariko, manahaky zay mipetraky ao an-dain'ny faharatia