msh_psa_text_udb/84/03.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v Na gny foly aza fa nahita fipetraha ho gnazy sady gny tsikirity nahita fipetra ho an'ny vatany mba hametrahany gny anany eo agnilan'ireo alitaranao, ry Yaveh tompon'ny maro, mpanjakako, vo Ndranagnahariko. \v 4 Ho tahy reo zay mipetraky ao tragnonao, sady handrengy Gnanao hatrany rozy. Sela