msh_psa_text_udb/81/06.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 6 Nalako gny enta-mavesatsy teo an-tsorony, afaky tamin'ny fihazogna sobiky gny tagnany. \v 7 Nikaiky mare tao agnatin'ny alahelonao iha, la namonjy gnanao Zaho; namaly gnanao tamin'ny kotro-draho maiky Zaho. Nitsapa gnanao tao amin'ny ranon'i Meriba Zaho. Sela