msh_psa_text_udb/81/01.txt

1 line
426 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira; atao amin'ny fomba Gitita. Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Mihira mare ho an-Ndranagnahary herintsika; mikaiha mare amin'ny hafalia ho an'ilay Ndranagnaharin'i Jakoba. \v 2 Venteso gny hira sady velezo gny ampongatapaky, gny lokanga mahafinaritsy mbamin'ny valiha. \v 3 Tsofy gny tandrok'anjomara amin'ny andron'ny vola vaovao, amin'ny andron'ny vola fenomana, lafa miantomboky gny andro fisinisiniantsika.