msh_psa_text_udb/80/01.txt

1 line
424 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira, natao tamin'ny fomban'i Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Mijanjigna, ry mpiandry gny Israely, Iha zay mitariky gnan'i Josefa ho manahaky gny andian'aondry; Iha zay mipetraky eo agnabon'ny kerobima, mamirapirata eo agnaminay! \v 2 Eo imason'i Efraima vo Benjamina; miavia ka vonjeo rahay. \v 3 Ndranagnahary o, ampolio rahay; ampamirampirato agnaminay gny vatanao, la ho voavonjy rahay.