msh_psa_text_udb/79/10.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 10 Nagnino reo firenena ro tokony hisafa hoe: " Aia gny Ndranagnaharin-drozy?" Ao gny lion'ny mpanomponao zay eo agnatrehan'ny masonao. \v 11 Ao gny fisentoan'ireo gadra ro ho avy eo agnoloanao; amin'ny fahalehibeazan'ny fahefanao ro hitanjahanao reo anaky gny fahafatesa ho velo.