msh_psa_text_udb/79/08.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 8 Ka mitanjaky gny fahotan'ireo razambenay hanohitsy gnanay; ao gny asan'ny famindram-ponao ro ho avy agnaminay, fa tena osa rahay. \v 9 Ampio rahay, ry Ndranagnahary gny famonjenay, noho gny amin'ny voninahitsy gny agnaranao; vonjeo rahay sady magnenga gny helokay noho gny amin'ny agnaranao.