msh_psa_text_udb/79/01.txt

1 line
443 B
Plaintext

Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Ndranagnahary o, firenen-kafa ro fa avy eo amin'ny lovanao; fa voaloton-drozy gny tempolinao masy; fa nanao gnan' Jerosalema ho antontam-pandrava an-drozy. \v 2 Fa nagnome reo fatin'ny mpanomponao ho sakafon'ny voron'ny habakabaky rozy, gny vatan'ireo olonao matoky ho an'ny bibin'ny tany. \v 3 Fa nalatsan-drozy manahaky gny rano magnodidy gnan'i Jerosalema gny lion-drozy, sady tsy nisy olo mba handrava an-drozy.